Prière

Published on 10/27,2008

Feon-kira malefaka isan'ny mahafinaritra ahy ity.

 


Hevitra

  1. jentilisa

    Tonga soa e! dia mazotoa tokoa! aiza kosa no hoe tsy mahay nefa efa mahay mifehy ilay taranja. Ary tsy misy tonony ilay izy an?


  2. Tokinao

    Hira mitoreo izy 'zany!
    Fa iza kay ilay Miguel F e?

    Mpandeha @ radio sa ahoana ny momba azy ity? Mbô azavao e hihihihi


  3. pkm

    Hira fitendry amin'ny litorjia any am-piangonana io, mitoreo tokoa.
    Tsy haiko loatra ny momba an'i Miguel. Mbola handefa an'ny mpamorona efa fantatra aho



Hametraka hevitra