Fangatahana Solfa
Published on 10/31,2008
Miarahaba antsika.
Azon'ireo izay mitady solfa atao ny mangataka eto. Raha manana moa aho dia avoakako eo, raha tsy hananako kosa dia angatahintsika amin'ireo izay manana mba haome izany.
Mirary soa !
Miarahaba antsika.
Azon'ireo izay mitady solfa atao ny mangataka eto. Raha manana moa aho dia avoakako eo, raha tsy hananako kosa dia angatahintsika amin'ireo izay manana mba haome izany.
Mirary soa !
Ny ahy izao solfa an-dRaboussa ilay hoe: "Te ho lasa jiolahimboto" iny no tena tadiaviko.
:-D
Ny ahy indray solfa ny hira taloha ireny fa asa raha misy na tsia :ohatra hoe kitana telo na salomon sns..sns..na ohatra hira fiderana fa andry Bodo,Poopy,Lola,Firmin.Dia misaotra sahady rahatoa mahita e..
mitady solfa nilay hira hoe "ary ny vahoaka izay nialoha azy dia niantso e : hosana sns .....
misaotra mialoha
Nirina>>>Alefako eto amin'ny herin'andro ilay solfan'ny Hosana
misaotra mialoha