Hay teo foana i kristy

Published on 10/29,2008


Hevitra

  1. finoanaranoray

    misaotra


  2. inaivo-koely

    Mahafinaritra ireo naoty solfa-n'i pkm.
    Mety azo atao mp3 ve indray andro any ?


  3. jentilisa

    Ataovy iray isan'andro raha azoatao fa aza atao mihoatra fandrao tsy hita ny solfa hafa!


  4. Rasoa

    Ahoana no equivalent-n'ny temps teboka, tsipika kely, tsoraka sns amin'ny partition ? Azonao alefa mp3 tokoa ve ?


  5. tokinao

    >>>>pkm : mba apetraho ny anaran'ny tompon-kira na dia izany aza e hihihi.

    Ho an'ny te hianatra solfa dia nanoratra fomba fianarana sôlfa aho. tsy noforoniko fa fomba fianarana "universel" :). jereo ato.

    >>>>rasoa : izaho manokana dia tsy mandrisika loatra raha ny @ handìka ny solfa ho tain-dalitra alohan'ny hamakiana azy. Ny "solfa" dia pratika kokoa raha hohiraina, fa raha ho tendrena dia ekeko ny anao.

    Mankasitra ka e :).


  6. Tokinao

    Rasoa>>> ny "principe"-n'ny solfa dia tsy mitovyt velivey @ tain-dalitra. tsy misy faharetany manko ny teboka sy ny faingo sns, fa natao hanasaraka fotsiny ihany.

    Izany hoe:
    :d: = mainty dô (un noir do)
    :d.d:= double chochets de dô
    :d.r.mi: = triolet dô re mi.
    :d:-: = fotsy dô (une blanche de dô)

    Asa raha azonao ?


  7. Tokinao

    Rasoa : raha tsy diso aho hihihi (tsy mahay voambolana mozika frantsay tsara aho manko fa zanak'antitra hihihi).



Hametraka hevitra