Ho Anao Tomponay (Mozart)

11/14,2008

 

Sangan'asa an'i Mozart iray isan'ny mahafinaritra ahy.

Mazotoa mihira !

Ho Anao TomponayHo Anao Tomponay


Harena sy fananako

11/11,2008

Dia mitohy ny hirantsika, indro ary "Harena sy Fananako".

Mazotoa midera ny Tompo

Harena sy fananako

Harena sy fananako


Fangatahana Solfa

10/31,2008

Miarahaba antsika.

Azon'ireo izay mitady solfa atao ny mangataka eto. Raha manana moa aho dia avoakako eo, raha tsy hananako kosa dia angatahintsika amin'ireo izay manana mba haome izany.

Mirary soa !

 


Antso ho anao

10/30,2008

Diniho tsara ny ambaran'ny tonon-kira sy izay hafatra tian'ny Tompo omena anao

 

Ialako tsiny fa tsy fantatro ny mpamorona, raha misy mahafantatra dia mba lazao eo. Ny Hosana Ambojatovo Fitiavana kosa no mpihira azy.

 


Hay teo foana i kristy

10/29,2008